Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fialam-Boly Mahasoa

    Tsy afaka hanome tsiny ireo tanora, na ny efa zokinjokiny, eny, fa na ny ankizy koa aza ankoatra ny olon-dehibe efa misaina tsara. Ireo ray aman-dreny sy mpampianatra dia tokony hanolotra fialam-boly madio mba tsy hanameloka ny tanora amin’ireo fialam-boly mamoafady. Aoka tsy hanao didy jadona amin’ny tanora amin’ny fangejana mafy isika fa hanameloka ny tenany sy hampitanondrika azy izany ka hampivily azy amin’ny lalana mivarina any an-kady. Amim-pahamatorana sy malefaka ary malina no aoka hitarihana azy ireo amin’ny fanolokoloana ny sainy amim-pahendrena sy ny fitiavana izay hitany araka ny fanirianao. — Counsels to Teacher, Parents and Students, t. 335.HAT 332.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents