Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Loza Mitatao amin’ny Lalao

    Ny fitiavana ny mahafinaritra dia anisan’ny iray amin’ny fakam-panahy loza be indrindra, satria iray amin’ireo mahery, mitoetra amin’ny ankizy sy ny tanora eto amin’ny tanintsika izany. Ny andro fifaliana mitombo, ireo lalao sy korisa soavaly manintona olona maro, aoka ny fandemen’ny fifaliana hanalavitra ny rivotry ny adidy amin’ny fiainana. Ny vola tokony hotehirizina ary hampiasaina amin’ny zava-mahasoa kokoa, matetika izay mba azon’ny mahantra, dia lany amin’ny lalao. - FCE, t. 422.HAT 347.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents