Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fomba Mitarika

    Maro no miahiahy amin’ny fanakianana be fahatany fa tsy manana fahazotoana hanova ny fombany. Matahotra izy ireny ny hifangaro amin’ireo vonona hanaraka an’i Kristy hatramin’ny farany. Tian’izy ireny ny hanahaka ny fomban’izao tontolo izao ary hahazo fankasitrahana avy amin’ireo mpanaraka ny sitrapony. I Kristy anefa dia efa nanolotra ny tenany ho antsika: «Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin’ny ota rehetra, sy hanadiovany izay olona ho an’ny tenany, sady ho mazoto idrindra amin’ny asa tsara izany ». -Tit. 2:14.HAT 348.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents