Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fizarana 14 - Ireo Fifandraisana Ara-Piarahamonina

    Amin’ny alalan’ireo fifandraisana ara-piarahamonina no hifandraisan’ny fivavahana kristianina amin’izao tontolo izao. Ny lehilahy sy vehivavy tsirairay izay nandray ny fahazavana avy amin’Andriamanitra dia tokony hanapariaka ny fahazavana amin’ireo lala-maizin’ireo tsy mbola zatra ny lalana tsaratsara kokoa. Tsy maintsy hatsaraina ny herin’ny fifandraisana amin’ny fiarahamonina, nohamasinin’ny fanahin’i Kristy mba hitondrana fanahy eo amin’ny Mpamonjy. - MH, 496.HAT 349.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents