Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First

    Fiarahana Misy Fiantraikany amin’ny Hoavy

    Ny tenin’Andriamanitra dia manindry mafy ny hery miasa manginan’ny fiarahana, na eo amin’ny lehilahy sy vehivavy aza. Vao mainka mihalehibe ny heriny eo amin’ny saina sy ny toetry ny ankizy sy ny tanora eo an-dalam-pitomboana! Ny fiarahamonina misy azy, ny filamatra raisiny, ny fahazarana azony, no hamaritra izay ilana azy sy ny hoaviny. - CTPS, t. 220. {MYP 404.3} .HAT 351.2