Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 11 — Toetoetry ny Ady

    Tia ady ny sitrapon’olombelona, ary mitady hatrany ny hampilefitra ny zava-misy amin’izay tiany. Raha miandany amin’Andriamanitra sy ny marina izany, dia hiseho eo amin’ny fiainany ny vokatry ny Fanahy; ary dia hotononin’Andriamanitra “ny voninahitra, ny haja, ary ny fiadanana ho an’ny olona manao asa tsara”.HAT 38.1

    Ampiasain’i Satana amin’ny tetiny kosa ny sitrapo raha avela hovolavolainy. Hampiditra hevitry ny tsy finoana izy, ary hanaitra ny fo hiady amin’ny tenin’Andriamanitra. Amin’ny alalan’ny ezaka feno faharetana sy fikirizana no hanosehany ny olona amin’ny herin’ny fankahalany rehetra hiady amin’Andriamanitra, ary hanangana azy ireo ho fahavalon’ny drafitra sy fepetry ny lanitra ary ny fiasan’ny Fanahy Masina. Eo ambany fanevany avokoa ireo herin’ny ratsy rehetra, ary tarihiny eo amin’ny saha fiadiana amin’ilay fifanandrinan’ny ratsy amin’ny tsara.HAT 38.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents