Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Fisafidianana Namana

    Ireo tanora mifanaraka tsara amin’i Kristy dia hisafidy namana izay hanampy azy hanao ny tsara ary hitsoaka tsy hiaraka amin’ny olona izay tsy manampy amin’ny fampivoarana ny foto-pisainana mahitsy sy ny fikasana mendrika. Na aiza na aiza dia ahitana tanora manana fomba fisainana ambany kokoa. Ireo izay miandany amin’i Kristy amin’ny tenany manontolo, rehefa mifandray amin’io karazan’olona io, dia mijoro ho mahatoky amin’izay lazain’ny fisainany sy ny feon’ny fieritreretany hoe marina. - CTPS, t. 226. {MYP 422.2}.HAT 369.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents