Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 146 — Mamafy Tsimparifary

    Fotoana fohy nolanina namafazana ny tsimparifary, ry tanora namako, dia hiteraka vokatra be izay hampangidy ny fiainanareo manontolo; tsy fieritreretana mandritra ny adiny iray monja — fileferana indray mandeha amin’ny fakam-panahy — dia mampitodika ny fizotry ny fiainanareo any amin’ny lalan diso. Indray mandeha ihany no anananareo hatanorana; ataovy izay hahasoa izany. Rehefa ao ambanin’ny tany ianao, dia tsy afaka ny hiverina intsony hanitsy ny fahadisoanareo. Izay mandà ny hifandray amin’Andriamanitra, ary mametraka ny tenany eo amin’ny lalan’ny fakam-panahy, dia tsy maintsy ho lavo. — MYP 429.1.HAT 375.1

    Mizaha toetra ny tanora tsirairay avy Andriamanitra. Maro ireo nanala tsiny ny tenany tamin’ny tsy firaihana sy tsy fanajana, noho ny ohatra ratsy izay nomen’ireo mpampianatra be traikefa kokoa azy. Kanefa tsy tokony hanakana na iza na iza tsy hanao ny tsara izany. Amin’ny andron’ny ampamoaka farany dia tsy afaka hanao ireny fialan-tsiny ireny, toy ny ataonao amin’izao fotoana izao intsony, ianao. Ho voaheloka ara-drariny ianao, satria nahafantatra ny lalana, saingy tsy nisafidy ny hanaraka izany. - MYP 429.2.HAT 375.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents