Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fomba Fijery Matotra Tena Ilaina

    Ny tsara ho an’ny fiarahamonina ary koa ny tombony ambony indrindra ho an’ny mpianatra, dia ny mitaky fa tsy hiezaka ny hisafidy ireo namana eo amin’ny fiainany izy kanefa ny toetrany dia mbola tsy mivelatra, mbola tsy matotra ny fomba fijeriny, ary izy ireo koa etsy an-danin’izany dia tsy maka ny fikarakarana sy ny fitarihan’ireo ray aman-dreny (...) - MYP 442.2.HAT 387.3

    Ireo izay mikatsaka ny hiaro ny tanora amin’ny fakam-panahy sy hanomana azy ireo ho amin’ny fiainana mahasoa dia manao asa tsara. Faly izahay mahita fa ireo toeram-pianarana dia mahatsapa ny maha-zava-dehibe ny fifehezan-tena ara-dalana ho an’ny tanora. Enga anie ny ezaka ataon’ireo mpampianatra ho feno fahombiazana. - FCE, tt. 62, 63. {MYP 442.3}.HAT 387.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents