Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fitiavan’Andriamanitra

    Ao amin’ny firaisanareo mandritra ny fiainana, ny fifankatiavanareo no miantoka ny fifalian’ny tsirairay. Ny iray dia tokony hanompo ho fahasambaran’ny hafa. Izany no sitrapon’Andriamanitra mahakasika anareo. Na dia mitambatra ho iray aza ianareo, dia tsy misy hanary ny maha-izy azy ao amin’ilay anankiray hafa. Andriamanitra no tompon’ny maha-ianao anao (...) - MYP 451.2.HAT 396.3

    Rehefa miaina ho an’Andriamanitra dia manome Azy ny fitiavana tsara indrindra sy avo indrindra ny fanahy. Moa ve ny fitiavana lehibe indrindra mankany amin’Ilay maty ho anao? Raha toa ka izany dia manaraka ny baikon’ny lanitra ny fifankatiavanareo roa. - TFC, b. 7, tt. 45, 46. {MYP 451.3}.HAT 397.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents