Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fikambanana araka ny Tokony Ho Izy

    Ireo tanora izay tafalatsaka amin’ny fikambanana amin’olon-kafa dia mety hanao izany fiarahana izany ho fitahiana na ozona. Afaka manorina ny hafa, mifampahery, ary ho fitahiana ho an’ny hafa izy ireo, manatsara ny fitondran-tena, ny fironana, ny fahalalana; na koa afaka ny hamela ny tenany izy ireo hanjary ho tsy malina sy tsy mahatoky, ka mety ho hery miasa mangina manimba ny toetra fotsiny no asehony. - YI, 10 Aog. 1899. -MYP 454.2.HAT 400.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents