Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 15 — Ny Tempolin’ny Fanahy

    Hisy vokany mampitolagaga hanandratra sy hampivelatra ary hampahatanjaka ny herin’ny olona ny fankatoavana feno finoana ireo fitakian’Andriamanitra. Ireo izay nanokan-tena hiasa ho an’ny tanora amin’ny fanompoana an’Andriamanitra dia ho hita ho olona manana fahaiza-mandanjalanja sy fahatakarana hendry. Ary nahoana moa no tsy tokony ho izany? Hanatanjaka ny fahendrena sy hampahazava ny saina ary hanadio ny fo — hanondrotra sy hanadio ary hanamasina ny maha-olona manontolo -ny firaisana amin’Ilay Mpampianatra lehibe indrindra nisy teto an-tany. «Mahazava ny famoahana ny hevitry ny teninao ka manome fahalalana ho an'ny kely saina».HAT 48.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents