Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toerana Avo Rava

    Kristianina amin’ny anarana fotsiny ireo izay milaza ny tenany ho mpivavaka nefa tsy mandroso amin’ny fahalalana sy ny fahamasinana. Feno toerana avo rava ireny tempolin’ny fanahy ireny. Famakiam-boky tsy mahasoa sy resaka maivamaivana ary fahafinaretana araka izao tontolo izao, no mameno tanteraka ny saina ka tsy misy intsony hirika hidiran’ny Tenin’Andriamanitra. Fanahafana izao tontolo izao sy fahamaivanana ary rehareha no maka ny toerana tokony ho an’i Kristy ao an-tsaina (...)HAT 49.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents