Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "undefined".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fiankinan-Dohantsika Tsy Miova

    Ho lavon’ny fakam-panahy ireo izay tsy mahatakatra ny tokony hiankinantsika tsy tapaka amin’Andriamanitra. Afaka mihevitra fa mijoro tsara ny tongotsika ankehitriny, ary tsy hiova mandrakizay isika. Afaka miteny amin-toky izao isika: «Fantatro izay inoako; tsy misy afaka hampihozongozona ny finoako an'Andriamanitra sy ny teniny.» Fa miomana ny handresy antsika amin’ny alalan’ireo singan-toetrantsika nolovana sy novolena i Satana, ary hanajamba ny masontsika tsy hahita ny fahantrantsika sy ny tsy fahatanterahantsika. Amin’ny alalan’ny fanekentsika ny fahalementsika sy ny fibanjinantsika tsy miova an’i Kristy no handehanantsika amin-toky. — DA, t. 382.HAT 79.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents