Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsy Misy Fialan-Tsiny amin’ny Fanotana

    Tsy hoheverina ho toy ny fialan-tsiny amin’ny asa ratsy iray natao ny toe-panahy tsy voafehy. Ravoravo i Satana rehefa maheno ireo izay milaza ho mpanara-dia an’i Kristy manao ho fialan tsiny ireo tsy fahitsian-toetrany. Izany fialan-tsiny izany no mitarika ho amin’ny fahotana. Tsy misy fialan-tsiny amin’ny fanotana. Ny toe-panahy masina, fiainana manahaka an’i Kristy dia ho tratr’ireo zanak’Andriamanitra rehetra mibebaka sy mino. - DA, t. 311.HAT 112.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents