Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsy Fihetseham-Po ny Fivavahana

    Tsy fihetseham-po ny fivavahana madio sy tsy voaloto, fa fanaovana ireo asam-pamindrampo sy fitiavana. Ilaina amin’ny fahasalamana sy fahasambarana izany fivavahana izany. Miditra ao amin’ny tempoly izany fanahy voaloto izany ary amin’ny karavasy no androahany ireo mpiditra an-keriny feno fahotana.HAT 118.1

    Mandray ny seza fiandrianana, manamasina ny zavatra rehetra amin’ny alalan’ny fanatrehany, manazava ny fo amin’ny taratry ny Masoandron’ny Fahamarinana. Manokatra ireo varavarankelin’ny fanahy hitodika any an-danitra, hamela ny taramasoandron’ny fitiavan’Andriamanitra. Miaraka aminy ny fahatoniana sy ny filaminana. Mitombo ny hery ara-batana sy ara-tsaina ary ara-panahy, satria ny rivo-piainan’ny lanitra, ho toy ny solontena velona sy mavitrika no mameno ny fanahy. Miorina ao anaty i Kristy, fanantenan’ny voninahitra. - RH, 15 Okt. 1901.HAT 118.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents