Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 39 — Hafanam-Po Matotra amin’ny Fikasana

    Rehefa nahazo fanabeazana tao amin’ny lapan’ny mpanjakan’i Babilôna ireo tanora hebreo efatra, dia tsy noheverin’izy ireo fa ny fitahian’ny Tompo dia natao hanoloana ireo fiezahana takina amin’izy ireo. Narisika sady nitandrina tsara izy ireo tamin’ny fianarana, satria fantatr’izy ireo mazava fa, amin’ny alalan’ny fahasoavan’Andriamanitra, ny ho anjaran’izy ireo dia miankina amin’ny sitrapon’ny tenany sy ny asa ataony. Tsy maintsy mitondra ireo fahafaha-manao rehetra ananany eo amin’ny asa izy ireo; ary amin’ny alalan’ny fitakiana akaiky sy hentitra ny herin’izy ireo no tokony hampiasan’izy ireo ny ankamaroan’ireo toe-javatra azo hararaotina hianarana sy hiasana.HAT 122.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents