Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 4 — Ireo Takin’ny Fahombiazana

    «Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham pahendrena”. Maro amin’ireo tanorantsika no tsy mahatsapa ny tokony hampitomboany ny herin-tsainy amin’ny fanaovana fampiasan-tena mavitrika mba hahafahana manao izay tsara indrindra mandrakariva manoloana ny zava-miseho rehetra. Tsy ataony eo anoloan’ny masony ny fahatahorana an’i Jehôvah, ary tsy madio sy ambony ny fisainany.HAT 15.1

    Fantatry ny lanitra ny fisainana sy ny asa rehetra. Angamba tsy hitan’ireo namanao ny asanao, kanefa mivelatra eo ambany fanaraha-mason’ny anjely avokoa ireny. Nirahina hanompo ireo miezaka handresy ny fahazaran-dratsy rehetra ny anjely, dia ireo izay mitoetra lavitry ny fandrik’i Satana.HAT 15.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents