Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fifaliana Mitoetra

    Ary ireo lalana mideza rehetra miakatra any amin’ny fiainana mandrakizay dia misy ny fifaliana ho vy miaina hamelombelona ny reraka. Ireo izay mandeha amin’ireo lalan’ny fahendrena, na dia ao anaty fahoriana mafy aza, dia feno fifaliana; satria ilay Iray izay tian’ny fanahiny dia mandeha eo anilan’izy ireo na dia tsy hita maso aza. Amin’ny dingana tsirairay mandroso dia hitan’izy ireo mazava sy miavaka kokoa ny fikasihan’ny tanany; amin’ireo dingana rehetra dia famirapiratan’ny voninahitra mazava kokoa avy amin’Ilay tsy hita no mameno ny lalan’izy ireo, ary ny hira fiderana, manatratra ny ambonimbony kokoa, miakatra mamonjy ny hiran’ireo anjely eo anoloan’ny seza fiandrianana. - TFMB, t. 202.HAT 126.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents