Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fizarana Fahadimy - Fiomanana Ho Amin’ny Asa Eo Amin’ny Fiainana

    Mihoatra noho ny fanaovana andian-taranjam-pampianarana iray ny tena fanabeazana marina. Mivelatra izany. Ary tafiditra ao anatiny ny fivelarana mirindra eo amin’ny hery ara-batana rehetra sy ny fahalalana ara-tsaina, mampianatra ny fitiavana sy ny fahatahorana an’Andriamanitra, ary fiomanana amin’ny fanatanterahana amim-pahatokiana ireo adidy eo amin’ny fiainana. - CTPS, t. 64.HAT 143.1

    Ny tena fanabeazana marina dia fanomanana ireo hery ara-batana sy ara-tsaina ary ara-pitondran-tena ho amin’ny fanatanterahana ireo adidy rehetra; Izany dia fanofanana ny vatana sy ny saina ary ny fanahy ho amin’ny asa fanompoana an’Andriamanitra. Izany no fanabeazana izay haharitra hatrany amin’ny fiainana mandrakizay. - COL, t. 330.HAT 143.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents