Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fahalalana sy Fifehezan-tena

    Ireo izay noana fahalalana mba hahafahany mitahy ireo olona namany dia handray fitahiana avy amin’Andriamanitra. Amin’ny alalan’ny fianarana ny Teniny no hamohazana ny herin-tsaina ho amin’ny asa feno fahazotoana. Hisy ny fivelarana sy fitomboan’ny fahaizana, ary hahazo hery sy fahombiazana ny saina.HAT 149.2

    Tsy maintsy ampiharin’ny olona rehetra izay maniry ny ho Mpiasan’Andriamanitra ny fifehezan-tena. Izany dia hahavita lavitra mihoatra noho ny fahaiza-miteny na ireo talenta mamiratra indrindra. - COL, tt. 334, 335.HAT 150.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents