Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Manao izay Antenain’ny Ray aman-dReny

    Tsara indrindra sy azo antoka mandrakariva ny manao mahitsy satria mahitsy izany. Tsy tianao va ankehitriny ny hisaintsaina lalina? Ny fisaintsainana mahitsy no fototry ny asa araka ny tokony ho izy. Aoka hovononinao ny sainao mba hamalianao araka izay andrasan’ny ray aman-dreninao aminao, ka hanao ezaka amim-pahatokiana ianao mba ho tsara indrindra, ka ho hitanao amin’izany fa ny vola nolanina ho anao dia tsy lanilany foana na nampiasaina amin’ny zavatra tsy mety. Manana fikasana hentitra ny hiara-miasa amin’ny ezaka ataon’ny ray aman-dreny sy ny mpampianatra, ary tratraro ny fenitra avo amin’ny fahalalana sy ny toetra. Sahia ny hanao ny marina, ary i Jesôsy hanampy anao hanao ny marina, raha mikatsaka ny hanao izany ianao satria izany no marina. - FCE, t. 248.HAT 150.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents