Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 56 — Ny Tena Fahendrena Marina

    Mety hahazo ny fanabeazan’ny tany ambony indrindra ny tanora lahy sy vavy, kanefa dia mety tsy hahalala na inona na inona mikasika ireo fitsipika fototra voalohany izay hahatonga azy ireo ho vahoaky ny fanjakan’Andriamanitra. Tsy afaka hanomana na iza na iza ho amin’ny fanjakan’ny lanitra ny fianarana avy amin’olombelona. Ny vahoaky ny fanjakan’Andriamanitra dia tsy vita amin’ny alalan’ny endrika ivelany sy ny fombafomba fanao, na amin’ny fianarana lavitra ezaka ireo boky. «Ary izao no fiainana mandrakizay dia ny mahafantatra Anao, Izay Andriamanitra tokana sady marina, sy Jesosy Kristy, Izay efa nirahinao.”HAT 163.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents