Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Manao izay Ahazoana ny Tsara Indrindra eo amin’ny Fiainana

    Raha toa ka tombontsoa lehibe ny fanabeazana tsara raha ampiarahina amin’ny fanoloran-tenan’izay manana azy, dia tsy mbola tokony hihevitra ireo izay tsy nanana tombontsoa tamin’ny fandrantoana fahalalana avo fa tsy afaka ny handroso eo amin’ny fiainana ara-tsaina sy ara-panahy izy. Raha ampiasainy amin’ny fara tampony ny fahalalana ananany, raha mikatsaka ny hanangon-javatra ao amin’ny trano fitehirizany isan’andro izy, ary handresy ireo faharatsian-toetra rehetra amin’ny alalan’ny fikolokoloana amim-paharetana ny toetra manahaka an’i Kristy, Andriamanitra dia hanokatra ireo fantsom-pahendrena ho azy ireo, ary dia holazaina amin’izy ireo izay nolazaina mikasika ireo zanaky ny Hebreo fahiny manao hoe: nomen’Andriamanitra fahendrena sy fahazavan-tsaina izy ireo.HAT 168.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents