Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 58 — Nantsoina ho Mpiasa ny Tanora

    Misy tanora kristianina maro izay afaka ny hanao asa tsara raha hianatra ny lesona eo amin’ny sekolin’i Kristy avy any amin’ilay Mpampianatra lehibe. Na dia hanao tsirambina ny fitadiavana ireo very ny Pasitora sy ny Mpitory ny Filazantsara ary ny Mpampianatra, ny ankizy sy ny tanora dia tsy tokony havela hanao tsirambina ny fankatoavana ny teny.HAT 170.2

    Aoka ny tanora lahy sy vavy ary ny ankizy handeha hiasa amin’ny anaran’i Jesôsy. Aoka hiray hina ao amin’ny drafitra sy ny fandaminana amin’ny asa atao izy ireo. Tsy afaka ny hanorina tarika mpiasa va ianao, ary hanokana fotoana mba hiarahana mivavaka sy mangataka amin’ny Tompo hanome anao ny fahasoavany, ary hanao asa amim-piraisan-kina? Tokony hila hevitra any amin’ny olona izay da sy matahotra an’Andriamanitra ianao, sy amin’ireo izay manana fanandramana eo amin’ny asa, fa eo ambany fanetsiketsehan’ny Fanahy Masina dia ho azonao atao ny hamolavola drafitra sy hampivelatra fomba fiasa izay ahafahanao miasa amim-pahazotoana sy ho amin’ny vokatra azo antoka. Hanampy ireo izay hampiasa ny fahaiza-manao nankinin’Andriamanitra taminy ho fanomezam-boninahitra ny anarany ny Tompo. Moa ve ireo tanorantsika lahy sy vavy izay mino ny fahamarinana ireo tsy ho lasa misiônera velona? (...)HAT 170.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents