Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Hafanam-Po

    Fitahiana ny fiainana nolanina tamin’ny fanaovana asa mavitrika ho an’Andriamanitra. Maro tamin’ireo izay nandany ny fotoany tamin’ny zava-poana sy fanenenana tsy mahasoa, ary ny fimenomenonana tsy ahitam-bokatsoa no mety ho nanana fanandramana hafa raha toa ka nankasitraka ny fahazavana izay nomen’Andriamanitra azy ireo, ary hamela izany hamirapiratra eo amin’ny hafa; ary maro no nanao ny fiainany ho mampahonena noho ny fitiavan-tenany sy ny fitiavany fahafinaretana. Amin’ny alalan’ny fanaovana asa tamin-kafanam-po, ny fiainan’izy ireo dia afaka ny ho tonga tara-pahazavan’ny masoandro izay hitarika ireo izay ao amin’ny lala-maizina mankany amin’ny fahafatesana ho any amin’ny lalana mankany an-danitra. Raha nanaraka izany lalana izany izy ireo dia ho feno fiadanana sy fifaliana ao amin’i Jesôsy Kristy ny fon’izy ireo. - RH, 25 Okt. 1881.HAT 175.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents