Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Miantso ny Mpanan-Karena

    Misy tontolo tokony hampitandremana, kanefa isika dia tena feno fisalasana amin’ny fiantsoana ny mpanan- karena, na ireo mambran’ny fiangonantsika izany na ireo eo amin’izao tontolo izao, mba hanampy antsika amin’ity asa ity. Tiantsika raha mba hiara-mijoro amntsika ireo izay milaza azy ho Kristianina. Tiantsika raha mba ho voasarika ho amin’ny fahalalan-tanana ny fanahin’izy ireo ka hiara- miasa amintsika hanorina ny fanjakan’Andriamanitra eto amin’izao tontolo izao. Tokony hiantso ireo olona manam- pahefana sy tsara eo amin’ny fiarahamonina isika mba hanampy antsika amin’ny asa fitoriana ataontsika. Tokony hasaina izy ireo hanampy tosika ny ezaka ataontsika mba hitady sy hamonjy ny very. - ODT, t. 5 (nosoratana tamin’ny 28 Feb. 1900).TF 205.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents