Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Fiheverana ny Vola Madinika

    Maniry aho ny hisarika ny sain’ny tsirairay hahalala ny vesatry ny fahotan’ny fandanilaniam-poana ny volan’ny Tompo amin’ny filàna manidintsidina. Ny fandaniana ny vola heverina ho kely sy tsy misy dikany dia mety hiteraka toe-javatra mifampitohy izay hisy fiantraikany amin’ny mandrakizay. Rehefa manomboka ny fitsarana ka hovelarina ny boky, dia haseho eo imasonao indray ireo lafiny tsy nahomby - hiseho ireo zavatra tsara azonao natao tamin’ny fanangonana ireny vola madinika sy ny vola vaventy izay nampiasaina tamin’ny fanaranam-po ny fitiavan-tena ireny.TF 335.1

    Tsy dia hoe ny hanao fanatitra mihoapampana loatra akory no takin’Andriamanitra amin’ny olombelona; fa ny hany zavatra mba angatahiny hatolotsika azy dia izay efa fantany rahateo fa tsara kokoa raha tsy ho eo amintsika. Amin’izany isika dia manaiky hanolotra zavatra bitika sy tsy manan-danja mba handray zavatra lehibe lavitra sy manan-danja indrindra. Izay zavatra mandalo heverina ho manan-danja atolotry ny tany dia tokony hampandeferina manoloana ilay ambony kokoa. - RH, 11 Aog. 1891.TF 335.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents