Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Voatahy Indroa Miantoana ny Asa Fanaovan-Tsoa

    Notendren’ny fahendren’Andriamanitra, eo amin’ny drafi-pamonjena, ny lalàn’ny asa sy ny vokatry ny asa, mba hahatonga ny asa fanaovan-tsoa, amin’ny endriny rehetra, ho voatahy indroa miantoana. Azon'Andriamanitra natao mihitsy ny nanatanteraka ny tanjony teo amin'ny famonjena ny mpanota na dia tsy nisy ny fanampian'olombelona aza, saingy fantany fa tsy afaka ny hahita fifaliana mihitsy ny olombelona raha tsy mandray anjara amin'ity asam- panavotana lehibe ity. Nametraka ny drafitra handraisana antsika ho mpiara-miasa Aminy ny Mpanavotra antsika mba tsy ho verintsika ny vokatra feno fitahiana avy amin’ny fanaovan-tsoa. — RH, 23 Mar. 1897.TF 383.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents