Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mivaloarika noho ny Eritreritra fa Nihazona ny Ampahafolony

    Olona maro, tena maro, no nahafoy ny toe- tsain’ny fandavan-tena sy ny fahafoizan-tena. Nalevin’izy ireo tao anatin’ny fananana mandalo izany. Misy olona izay notahin’Andriamanitra, ka tsapainy mba hahitany ny valiny hasetrin’izy ireo manoloana ireo tombontsoa nomeny. Nohazonin’izy ireo ny ampahafolony sy ny fanatiny, mandra-pahalasan’ny trosany amin’Andriamanitra Tompon’ny maro ho tena betsaka, hany ka mivaloarika izy ireo raha mieritreritra ny hamerina amin’i Jehôvah ny anjara ampahafolony marina. Faingàna re ranadahiko, manana tombontsoa ny ho mahatoky amin’Andriamanitra ianareo izao; aza mitaredretra intsony. — GC, DB, 28 Feb. 1893.TF 106.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents