Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanaovana Sorona ny Foto-Kevitra

    Matetika isika no mahita olona manana andraikitra ambony, amin’ny maha-mpanara-dia an’i Kristy azy, izay mandenrika ny finoana. Iharan’ny fakam-panahy izy ireny ka ataony sorona ireo foto-kevitra sy ireo tombontsoany ara-pivavahana mba hahazoana harena eto an-tany izay tsirintina fatratra. Noraisiny ny jonon’i Satana. Nandresy i Kristy, ka nanao izay hahafahan’ny olona mandresy koa; saingy mametraka ny tenany eo ambanin’ny fitarihan’ilay andriamanitr’izao tontolo izao ny olona, ary miala eo ambanin’ny fanevan’i Jesôsy Kristy, dia miditra ao amin’ny laharan’ny fahavalo. Atokany mba hahazoana tombontsoa avokoa ny heriny rehetra, ary miankohoka eo amin’andriamani-kafa eo anatrehan’i Jehôvah izy.TF 159.2

    Ny olon’izao tontolo izao dia tsy afa-po amin’ny zavatra sahaza isan’andro, ary tsy afa-po na amin’ny fananam-be koa aza. Mikendry mandrakariva ny hanana tahiry betsaka kokoa hatrany izy, ka atodiny amin’io zotra io ny eritreriny sy ny heriny rehetra. - RH, 1 Mar. 1887.TF 159.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents