Go to full page →

Fananganana Tobim-Boky FK 216

Eny amin’ireo toerana lehibe rehetra dia tokony hisy toby hitoeran‘ny boky. Ary tokony hisy olona mpankasitraka marina ny fahamarinana izay ho liana amin‘ny fanolorana ireo boky ireo eny an-tanan‘ny mpamaky. - TFC, b. 1, t. 473. FK 216.2