Go to full page →

Toko 22 - Vavaka Sy Fivoriana Misiônera FK 296

Tsiambaratelon’Ny Vavaka Mahomby FK 296

Ny tsy finoana na ny fahatokian’ny olombelona no hampihemotra na hanafaingana ny fiorenan’ny fanjakan’Andriamanitra. Nisakana ny asa ny tsy fetezan’ny olombelona hiara-miasa amin’Andriamanitra. Mety hivavaka toy izao ny olona: “Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao, ety an-tany tahaka ny any an-danitra”; kanefa raha tsy miasa hahatanteraka io vavaka io eo amin’ny fiainana izy, dia tsy hisy vokany ny fangatahany. - TFC, b. 6, tt, 437, 438 . FK 296.1