Go to full page →

Fahazarana Manokan-Tena FK 296

Mijery ny mponin’ny tany ny lanitra manontolo. Mijery ireo milaza tena ho Kristianina ny anjely sy Andriamanitry ny lanitra, ka mandanja ny fahazarany manokan-tena. - AST, 22 Jona 1903. FK 296.2