Go to full page →

Fahamarinana - Fahatokiana - Fahazotoana FK 340

Rehefa omena andraikitra ny olona iray, ny fanontaniana dia tsy hoe mahay mandaha-teny ve izy sa manan-karena, fa hoe mendrika sy mahatoky ary mazoto ve izy; satria na manao ahoana zavatra vitany, rehefa tsy misy ireo toetra ireo dia tsy mendrika hitokiana mihitsy izy. - TFC, b. 4, t. 413. FK 340.1