Go to full page →

Maty Ao Amin’ny Fahadisoana Sy Ny Fahotana FK 60

Ampahany betsaka amin’ireo izay mitambatra ao amin’fiangonantsika ankehitriny no maty ao amin’fahadisoany sy ny fahotany. Mondroso sy miverina tahaka ny varavarana eo amin’saviliny. Nandritra ny taona maro no nihainoany ny fahamarinana miezinezina indrindra izay nanetsiketsika ny fanahy, kanefa tsy nampihatra izany izy ireo. Noho izany dia mihakely mihakely hatrany ny fahatsapany ny hasarobidin’fahamarinana (...) Na dia toa manaiky ny toe-panahy araka an’Andriamanitra aza izy dia mandà ny heriny Raha mitoetra amin’izany toerana izany izy ireo dia holavin’Andriamanitra. Tsy sahaza azy ireo ny ho anisan’mambran’Ankohonany. - TFC, b. 6 tt. 426,427 . FK 60.2