Go to full page →

Firaketana Voaloto FK 61

Maro no manana ny endriky ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra, voasoratra ao amin’bokim-piangonana ny anarany kanefa voaloto ny firaketana momba azy any an-danitra. Ny anjely mpirakitra an-tsoratra dia manoratra amim-pahatokiana ny asany Ny asa feno fitiavan-tena rehetra, ny teny ratsy rehetra, ny adidy tsy notanterahina rehetra, ary ny fahotana miafina rehetra, sy ny fanarontsaronana amim-pahakingana rehetra, dia voatantara amim-pahatokiana ao amin’boky firaketana tazonin’anjely mpitantsoratra. - TFC, b. 2, t. 442. FK 61.2