Go to full page →

Sasatra Ireo Mpitondra Ny Enta-Mavesatra FK 62

Satria ny sasany tsy afaka hitondra ny enta-mavesatra izay tokony hoentiny, na hanao ny asa izay tokony hataony, hany ka lehibe loatra ho an’ireo olom-bitsy izay hirotsaka antsehatra amin’izany ny asa. Hitany ireo zavatra betsaka tokony hatao hany ka mampiasa be loatra ny heriny izy ireo ary tsy ela dia sasatra. - TFC, b. 2, t. 645. FK 62.1