Go to full page →

Hanoritsoritra Ny Fahatanterahan’ny Faminaniana Ny Sasany FK 62

Manana vahoaka eto an-tany Andriamanitra izay amim-pinoana sy fahamasinana no hanoritsoritany ny fahafainganan’fahatanterahan’ireo faminaniana. Ary mikatsaka ny hanadiovana ny fanahiny izy ireo amin’alalan’fankatoavana ny fahamarinana mba tsy ho hita tsy manana ny ankanjo ho amin’fampakaram-bady rehefa hiseho Kristy. - TFC, b. 4, t. 307. FK 62.3