Go to full page →

Tsy Afaka Hanome Ny Anton’ny Finoany Mazava FK 62

Maro amin’izay milaza ho mihinana ny fahamarinana amin’izao andro farany izao no ho hita fa tsy ampy lanja. Nanao an-tsirambina ny zavatra mavesa-danja kokoa izy ireo. Ivelambelany fotsiny ny fiovam-pony, tsy lalina, tsy matotra ary tsy amin’fahafenoany. Tsy fantany ny antony inoany ny fahamarinana, satria nino izany fotsiny ny hafa, ka noraisiny maimaim-poana fa fahamarinana izany Tsy afaka ny hanome ny antony inoany amin’fomba mazava tsara izy ireo (...) Ny hafa dia tsy nohazavaina sy nampiorenina tamin’alalan’fanandramana, na tamin’alalan’fahalalana, izay tombontsoa sy adidin’izy ireo no nahazoana azy. Ny fahatanjahana sy ny tsy fiovaovana dia an’ireo nanaiky tamin’fo manna. - TFC, b. 2, t. 634. FK 62.2