Go to full page →

Fivoriana Ho An’ny Filazantsara FK 183

Maro ireo zavatra azon‘ny olona iray atao raha toa ka manantsaina hiasa fotsiny izy. Maro ireo tsy mandre ny fitoriana ny fahamarinana any am-piangonana. Amin’alalan‘ny ezaka ataon‘ny tsirairay amim-pahatsorana sy amim-pahendrena dia afaka ny ho resy lahatra izy ireny ny hiverin-dalana ho ao antranon’Andriamanitra. Mety hiraikitra ao an-tsain‘izy ireo ny faharesen-dahatra amin’fotoana voalohany handrenesany lahateny momba ny fahamarinana ho ankehitriny. Na holavina aza ny fanasanao dia aza kivy. Mahareta hatrany ambara-pahazoan’ezaka ataonao ny satroboninahitry ny fandresena. - RH, 10 Jona 1880. FK 183.2