Go to full page →

Aiza no Hanombohana HAT 181

Aoka hanomboka ao an-tokantrano ireo izay maniry ny hiasa ho an’Andriamanitra, ao amin’ny ankohonan’ny tenany, ny mpifanolo-bodirindrina aminy, eo amin’ireo naman’ny tenany. Ao no hahitany saha misiônera hahazoana vokatra. Fitsapana haneho ny fahafahany na ny tsy fahafahany ho amin’ny asa fanompoana eo amin’ny saha midadasika kokoa io asa misiônera ao an-tokantrano io. - TFC, b. 6, t. 428. HAT 181.1