Go to full page →

Tsara sy Mendrika HAT 306

Tokony ho tsotra sy mendrika no sady tsara ary mifanara-doko ny fitafiantsika kanefa mateza fa tsy atao hanaitra ny maso. Aoka ho azo antoka ny hafanany sy ny fiarovana ilaina avy aminy. Ny vehivavy hendry araka ny lazain’ny olon-kendry dia « tsy manahy ny oram-panala amin’ny ankohonany izy, fa ny ankohonany rehetra samy voatafy volon'ondry mena avokoa » -Ohab. 31:21. HAT 306.2