Go to full page →

Fiarahana Misy Fiantraikany amin’ny Hoavy HAT 351

Ny tenin’Andriamanitra dia manindry mafy ny hery miasa manginan’ny fiarahana, na eo amin’ny lehilahy sy vehivavy aza. Vao mainka mihalehibe ny heriny eo amin’ny saina sy ny toetry ny ankizy sy ny tanora eo an-dalam-pitomboana! Ny fiarahamonina misy azy, ny filamatra raisiny, ny fahazarana azony, no hamaritra izay ilana azy sy ny hoaviny. - CTPS, t. 220. {MYP 404.3} . HAT 351.2