Go to full page →

Fizarana Faha-15 - Ny Fisakaizana Sy Ny Fanambadiana HAT 380

Ny fifandraisan’ny fianakaviana no ety indrindra, malefaka sy masina indrindra amin’ireo fifandraisana eto an-tany. Natao hitondra fitahiana ho an’ny olombelona izy io. Ary fitahiana izany rehefa ny faneken’ny fanambadiana no atao amim-pahendrena, amim-pahatahorana an’Andriamanitra ary rehefa noeritreretina tsara ny andraikitra aterak’izany. - MH, tt. 356, 357. {MYP 434.1}. HAT 380.1