Go to full page →

Ny Maha-Zava-Dehibe ny Fifehezan-Tena HAT 408

Fianakaviana maro no miaina ao anatin’ny tsy fifaliana, satria ny vady sy ny ray dia mamela ny habibiana ao amin’ny toetrany hifehy ny sainy sy ny fitondran-tenany. Ny vokany dia tsapa matetika ny harerahana sy hakiviana, nefa ny antony dia matetika tsy vokatry ny asa nataony. Manana adidy amin’Andriamanitra isika mba hitandrina ny fanahy ho madio sy ny vatana ho salama, mba hahatonga antsika ho tombontsoa ho an’ny olona ary hanao fanompoana tanteraka an’Andriamanitra. - TFC, b. 2, tt. 380, 381. {MYP 463.2} HAT 408.2