Go to full page →

Fampandriana Adrisa sy Kolikoly Mamitaka TF 259

Mandalo fitsapana sy fizahan-toetra avokoa isika rehetra ankehitriny, mandritra ny androm-pahasoavana. Miasa miaraka amin’ny fampandriana adrisa sy ny kolikoliny mamitaka i Satana, ka maro no hieritreritra fa nahavita fiantoham-barotra mahatalanjona tamin’ny alalan’ny drafitra napetrany izy ireo. Indro anefa fa raha mbola nieritreritra izy ireo fa nivoatra tamim-pilaminana sy nirehareha fatratra tao anatin’ny fitiavan-tena, dia takany fa azon’Andriamanitra atao ny manahaka haingana kokoa noho ny fahafahany mamory. - SpT, Andiany B, Lah. 17, t. 6. TF 259.1