Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fampandriana Adrisa sy Kolikoly Mamitaka

    Mandalo fitsapana sy fizahan-toetra avokoa isika rehetra ankehitriny, mandritra ny androm-pahasoavana. Miasa miaraka amin’ny fampandriana adrisa sy ny kolikoliny mamitaka i Satana, ka maro no hieritreritra fa nahavita fiantoham-barotra mahatalanjona tamin’ny alalan’ny drafitra napetrany izy ireo. Indro anefa fa raha mbola nieritreritra izy ireo fa nivoatra tamim-pilaminana sy nirehareha fatratra tao anatin’ny fitiavan-tena, dia takany fa azon’Andriamanitra atao ny manahaka haingana kokoa noho ny fahafahany mamory. - SpT, Andiany B, Lah. 17, t. 6.TF 259.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents