Voatokana hampiasaina amin’ny zavatra manokana ny ampahafolony. Tsy tokony horaisina ho toy ny vola fanampiana ny malahelo izany. Atokana ho fanohanana ireo izay mitondra ny hafatr’Andriamanitra amin’izao tontolo izao izany; ary tsy tokony havily miala amin’io tanjona io.- RHS, 1 Des. 1896. TF 113.1