Go to full page →

Maro No Hana-Maso Mahiratra Nefa Jamba FK 226

Maro tokoa, eny, fa na dia amin’ireo tafiditra ao anatin’io hetsika fanamafisana ny fitandremana ny Alahady io aza, no jamba tsy mahafantatra akory ny vokatra aterak’izany hetsika izany Tsy fantany akory fa ny fahafahana arapivavahana mihitsy no asiany mivantana. Maro no tsy mbola nahatakatra velively ireo filazana mikasika ny Sabatan’ny Baiboly, ary koa ny fototra sandoka iorenan’ny lalàn’ny Alahady TFC, b. 5, t. 711. FK 226.2